Dikanteny anglisy-malagasy
Rehefa avy namboatra diksionera aho dia lasa namorona mpandika teny iray. Io mpandika teny io dia mandika ny teny anglisy amin’ny teny Malagasy nosoratana amin’ny alalan’i PHP izay mampiasa fisie…
Andriano ny hevitrao, ny an'ny hafa koa fantaro
Rehefa avy namboatra diksionera aho dia lasa namorona mpandika teny iray. Io mpandika teny io dia mandika ny teny anglisy amin’ny teny Malagasy nosoratana amin’ny alalan’i PHP izay mampiasa fisie…
Raha ny fantatro ankehitriny dia mbola tsy tanteraka ny fandikana amin’ny teny malagasy ny birao KDE. Nojereko teo amin’ny tranonkala ofisialin’i KDE localization ilay izy, dia ny teny eoropeana no…