(Nohavaozina farany tamin’ny 20 Jolay 2024)
Ity tantara ity dia dikanteny malagasy ny boky Doctor From Lhasa izay nosoratan’i T. Lobsang Rampa 1959. Anisan’izay novakiako tamin’ny mbola tanora haka Bac tamin’ny 2011 izy ity, ary mbola ananako amin’izao fotoana izao. Izy ity dia tantaran’olona iray izay nonina tany Tibet, ka nifindra monina ho any Sina hianatra ho dokotera. Nitranga teo aloha ary nandritra ny Ady Lehibe Faharoa ilay tantara ka hodikaina eto amin’ny teny malagasy ilay izy.
Ireo toko efa voadika:
- Sasin-teny (vita)
- Toko voalohany (eo am-pandikana)
- Toko faharoa (mbola hatao)
- Toko fahatelo (mbola hatao)
- Toko fahaefatra (mbola hatao)