Hatsarana sa habetsahana ?
Habetsahana sa hatsarana ? Misy ny sasany hilaza hoe aleo hatsarana toa izay habetsahana, ary misy ny sasany milaza «hatsarana ankabetsahana», ary ny sasany “habetsahana anie mandeha amin’ny fanangonambola ihany…
Andriano ny hevitrao, ny an'ny hafa koa fantaro
Habetsahana sa hatsarana ? Misy ny sasany hilaza hoe aleo hatsarana toa izay habetsahana, ary misy ny sasany milaza «hatsarana ankabetsahana», ary ny sasany “habetsahana anie mandeha amin’ny fanangonambola ihany…
Nandritry ny dimampolo taona nahaleovantena, nikorontana foana i Madagasikara, isaky ny taompolo. Ireo korontana ireo dia nitondra fihemorana ara-toe-karena ary ara-piarahamonina. Rehefa miresaka mikasika io fihemorana io aho dia mikasika…
Amin’izao fotoana izao, tsy mbola misy ny Wikipedia amin’ny teny afrikanina izay manana isan-dahatsoratra mihoatra ny iray hetsy. Mety ny fanjakazakan’ny Wikipedia amin’ny fiteny eoropeana lehibe angamba, ary koa ny…